Entrée avelatra (velatra)
Partie du discours verbe passif
Explications en français Qu'on déploie [1.3, 1.5]
 Qu'on étend, qu'on ouvre; qu'on découvre, qu'on manifeste, qu'on montre, qu'on explique, qu'on publie: Navelany tsara ny hevitr' izany teny izany (Il a bien expliqué le sens de ce mot) [1.3]
Exemples 
1Ny famonoana ireo zandriny no navelany. [2.470]
2koa ny boky sasany izay tsy azoazony dia navelany. [1.38]
Morphologie 
Présent : avelatra, avelatro, avelatrao, avelany, avelatsika, avelatray, avelatrareo, avelatr', avela-, avelatry
Passé : navelatra, navelatro, navelatrao, navelany, navelatsika, navelatray, navelatrareo, navelatr', navela-, navelatry
Futur : havelatra, havelatro, havelatrao, havelany, havelatsika, havelatray, havelatrareo, havelatr', havela-, havelatry
Synonymes velarina

Mis à jour le 2023/01/20