|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 avela |
| Fototeny | 2 vela |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 ambela (ambela dia indraidray ihany no ampiasaina)
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be left, to be abandoned; to be forgiven;
6 to be permitted to do something [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 qu'on laisse; qu'on permet; qu'on pardonne;
8 être abandonné; être oublié [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13 Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|