|
|
|
|

Teny iditra1  asaha
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 ompa. [Tambahoaka, Betsimisaraka, Sihanaka] [1.78]
4 Ompa, fanompana, ozona, fanirian-dratsy hihatra amin' ny sasany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 swearing, cursing, abusive language. See aniana, ngoso, ozona, sahato.. [1.2#68]
Fanazavàna teny frantsay  6 imprécations, malédictions. [1.3#64]
Ohatra  7  Ny asaha am-balahana, dia mikasika filahiana avokoa [2.245#152]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  13  fanasahana, 14  fanompana, 15  fanozonana, 16  fisahatoana, 17  fisarikoana, 18  ompa, 19  ozona, 20  sahato, 21  sariko

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31