| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 aretina tsy mampandry fangady | 
| Singan-teny | 2aretina, 3tsy, 4mampandry, 5fangady | 
| Sokajin-teny | 6 kambanteny | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
7 enti-milaza aretina mahafaty olona betsaka poporohana (toa tsy mandry mihitsy ny fangady fa ihadiana fasana tsy an-kijanona) [1.1] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
8 maladie qui cause une grande mortalité (qui ne laisse pas reposer la pioche) [1.54] | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 | 
 |