| Entrée | 1 arahaba nieran' ny loza amin' antambo |
| Mots élémentaires | 2 arahaba, 3 miera, 4 loza, 5 amy, 6 antambo |
| Partie du discours | 7 locution |
| Explications en malgache |
8 teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy saika niharan-doza ka voavonjy soa aman-tsara [1.1] |
| Vocabulaire | 9 Etiquette |
| Synonymes | 10 arahaba tsy maty fo aman' aina |
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|