|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 arahabaina |
| Fototeny | 2 arahaba |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Tolorana arahaba: Arahabao ny olon-dehibe fantatrareo, rankizy.
5 Deraina: Noarahabain' ny namany izy tamin' ny izy nahazo voalohany. 6 Omena firarian-tsoa: Raha vao nivoaka ny eglizy, dia noarahabain' ny havany ireo mpivady vao. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to be congratulated.
[1.2, 1.7] 8 to be saluted. The past tense is often shortened to noharabaina.. [1.2] 9 to be greeted. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 qu'on salue.
[1.3#58, 1.8] 11 qu'on félicite. [1.8] |
| Ohatra |
12 arahabaina, tonga soa eto Imerina
[2.528#153]
13 Ary raha ny rahalahinareo ihany no arahabainareo, inona no mihoatra amin' ny ataonareo? [2.996] 14 nefa nony nandroso niditra ny vavahady dia tsy nisy nanakana fa nifamonjena noarahabaina aza [2.895#60] 15 Vazaha vahiny anankiroa, iraka avy tany andafy, dia Mr Christeller sy Mr Paul Barnaud, no tonga tao an-tanàna niarahaba ary narahabaina dia nitoriteny tao am-piangonana [2.356#217] 16 ary izany dia manaja ny fombafomba marina anivon' ny fiaraha-monina, dia ho arahabaina [4.27#2008/12/08] 17 Kanefa ohatran' ny tokony hoharahabaina koa ianareo mbola tafajanona eo amin' ny toerana raha dinihana satria notsofin' ny rivotra tsy lavo, nopahon' ny riaka tsy folaka [1.368] 18 harahabaina hatrany izy ireo, fa izao kosa dia tokony hijanona ao an-trano izy ireo [5.mg.https://mg.coronavirusnewslive.com/coronavirus/in-mexico-beach-towns-block-themselves-off-because-of-virus/] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 23 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 24 arahabaina, 25 iarahabana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|