|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miarahaba
Fototeny  2 arahaba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manolotra arahaba: Vao tonga ny mpianatra dia miarahaba ny mpampianatra.
5 Midera, manome dera ombam-pirarian-tsoa: Miarahaba anareo nahazo fara aman-dimby, tompoko. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to salute, to congratulate.. [1.2]
7 to greet, to congratulate. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 saluer; féliciter. [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13 miarahaba tena

Teny iditra (2/2)14  miaraha
Fototeny  15 arahaba
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miarahaba [Fitanisana]

Fivaditsoratra  17 miarahaba, miarahabà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10