| Entrée | 1 antontanisa |
| Mots élémentaires | 2 antonta, 3 isa |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5 fikajiana ny hakitroka aseho amin' ny isan-jato: Raha jerena ny antontanisa nivoaka tamin' ny taona lasa iny dia mitombo ny zaza miditra an-tsekoly [1.62] |
| Explications en français |
6 [antontan' isa]
statistique [1.13] |
| Exemples |
7 Noho izay tsy fahalalàna izay dia tafakatra 54%-n'ny ankizy no matin'ny tsy fahampian-tsakafo avokoa, araka ny antontanisa farany
[4.7]
8 Somary misy fahasamihafana anefa ny vidin-tsolika raha ny antontanisa etsy ambony no asian-teny [4.39] |
| Vocabulaire | 9 Mathématiques: statistiques |
| Synonymes | 10 statistika |
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|