|
|
|
|

Teny iditra1  antonjavatra
Singan-teny  2 antony, 3 zavatra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Ohatra  5  samy hafa ny antonjavatra kendreny [1.38]
6  Ka hoy Radama tamin' ny vahoaka nitsena azy : Anisan' ny antonjavatra nanahirana indrindra ny saina ny fampitohizana ny fihavanana amin' ny foko antaimoro noho ny antony maro. [2.508#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29