|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 antony |
| Fototeny | 2 antoka |
| Sokajin-teny | 3 anarana antoka sy mpisolo |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Izay nahatonga zavatra iray: Tsy fantatro ny antony nandavany ny fangatahako (Fanoratra koa ny hoe: ny anton' ny nandavany ny fangatahako)
5 Zavatra kendrena hotratrarina amin' ny asa iray na izay ilana zavatra iray: Ny taranaka no antony ilofosantsika amin' ny asa isan' andro ~ Tsy fantatro ny anton' itỳ milina itỳ [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 cause, origin, object, design, chief agent, superintendent. Probably this word is from antoka (surety)
[1.2] 7 a cause; the object in view [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 cause, motif
[1.8, 1.13] 9 raison; la fin en vue [1.8] 10 mobile [1.13] |
| Ohatra |
11 Tsy hitako ny antony.
[2.270#]
12 Mazava ny antony, lehiroa a! [2.643#] 13 Vetivety dia fantatra ny antony. [2.472#] |
| Voambolana | 14 Filôzôfia |
| Kamban-teny rehetra | 15 Fikambanana 8 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | antony, 16 intona, 17 ontany, 18 tanino, 19 tonina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|