Entrée anoarana (hoatra)
Partie du discours verbe relatif
Explications en français  [1.3]
Exemples 
1Tsy te-hino ny saiko adalan' ny nenina, nefa teo anoloan' ny tsy azo anoarana, dia voatery tsy maintsy nanaiky ny zava-nisy. [2.471]
2Tsy ilaina angamba ny hilaza fa iry fian-kevitra voalohany no notohanan'ny Frantsay, nony tojo ny tsy azo anoarana izy, ka voatery hanome antsika fizakan-tena? [2.503]
Morphologie 
Présent : anoarana, anoarako, anoaranao, anoarany, anoarantsika, anoaranay, anoaranareo, anoaran', anoaran-, anoaram-, anoara-
Passé : nanoarana, nanoarako, nanoaranao, nanoarany, nanoarantsika, nanoaranay, nanoaranareo, nanoaran', nanoaran-, nanoaram-, nanoara-
Futur : hanoarana, hanoarako, hanoaranao, hanoarany, hanoarantsika, hanoaranay, hanoaranareo, hanoaran', hanoaran-, hanoaram-, hanoara-
Impératif : anoaro
Proverbes 

Mis à jour le 2022/07/01