|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manandrandra
Fototeny  2 andrandra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manatraka; mampitraka ny loha.
5 Manantena: Manandrandra ny fahombiazana izy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to erect the head; to cause one to look upright; to expect something.. [1.2]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  manandrandrà
Fototeny  12 andrandra
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manandrandra [Fitanisana]

Fivaditsoratra  14 manandrandra, manandrandrà, 15 mandrandraña, mandrandrana, mandrandràna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10