|
|
|
|

Entrée1  ampongantsofina
Mots élémentaires  2  amponga, 3  sofina
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  Elabakaka manampina ny fara vodin' ny fantson' ny tadiny ka mamindra ny fipaipaikan' ny rivotra voahetsiky ny feo amin' ny hozatra mankany amin' ny atidoha [1.1]
Vocabulaire  6  Biologie

Mis à jour le 2025/09/12