| Entrée | 1 ampidinina |
| Radical | 2 idina |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en français |
4 descendre, raccourcir [1.13] |
| Exemples |
5 ary vola avy aty antanana no ampidinina hataony fividy hanina;
[2.59]
6 Hay, hono, tsy mba mandoa fadin-tseranana izay rehetra ampidinina ao. [2.471] |
| Morphologie |
|
| Analogues | 11 ahena, ajetsy, ajotso |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|