|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ampatra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza olona mandry mitsotra tsy mihetsika, na olona manararaotra fahefana na tanjaka ka manao izay tiana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 l'état de ce qui est étendu, allongé, raide. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Teny iditra (2/2)21  ampatra
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny anglisy  23 a variety of the Spanish dollar. [1.2]
Voambolana  24  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19