|
|
|
|

Teny iditra1  miampatra
Fototeny  2 ampatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandry mitsotra na mivalandotra tsy mahahetsika: Miampatra ao an-tokotany ao ilay marary. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be stretched out as the limbs; to lie stretched out as a corpse; to stretch one's self out.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 S'étendre, être étendu, s’allonger, être allongé: Niampatra eo am-parafara ny fatiny (Son cadavre est étendu sur le lit. [1.3]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  11  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 mampaitra, 14 miampatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09