|
|
|
|

Teny iditra1  amboamboa
Fototeny  2 amboa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 enti-milaza fitomboan' ny vatana izay mihadongadonga na botrabotra, indrindra fa eo amin' ny zazakely.
5 Enti-milaza ankizy kely dongadonga, botrabotra, ka tsy mahalala izany hoe tsy mitafy akory. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 [duplicatif fréquentatif] Petits enfants dodus, ou qui ignorent la modestie. [1.3#27]
Ohatra  7  Tsy azo dokafana ho mahafinaritra koa ny zazakely, sahala amin'ny fanaon'ny Malagasy maro ihany, fa haratsiana hoe "amboamboa kely" mba hirariana azy ho velona soa aman-tsara ary tsy halain' ny fanahy ratsy. [2.606#]
Mpanahaka  8  alikalika
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09