|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ambo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Avo. [Tambahoaka, Taimoro, Bezanozano, Tanala] [1.78]
4 avo, lava tsanganana. [Betsimisaraka] [1.78]
5 avo, tehoambo, mandringa. [Sihanaka] [1.78]
6 Avo: Trano ambo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 high, lofty, long, overhead.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 Haut, élevé au-dessus de terre. [1.3#28]
9 haut.. [Tankarana] [1.19]
Ohatra  10  Tanety ambo (vohitra manerinerina) koa - vohitra fotsiny iray manontolo - ireo Vato ireo: dia tanety izay namonoan' ny Masa tena. [2.245#]
11  Fantatray fa vahiny sy mpivahiny eto ambo, ny tany izahay, ka raiso ny fanahipay ho eo anatrehanao, ary aza tsarovana ny helokay, Andriamanitra ô [2.649#]
Sampanteny 
Anarana :
Tovy hevitra  14 abo, avo
Kamban-teny rehetra  15  Fikambanana 19 amin' io teny io
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)17  ambo
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19 Karazan' aretina sahala amin' ny androbe. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  20 the name of a disease coming suddenly, somewhat resembling epilepsy.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  21 Nom d’une maladie subite semblable à l’épilepsie. [1.3#28]
Voambolana  22  Fahasalamana

Fivaditsoratra  23 ambo, 24 mabo, 25 mbao, 26 omba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09