|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 abo |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 avo, mideza.
[Taimoro, Bara, Tanosy]
[1.78] 4 ambony, avo. [Taifasy] [1.78] 5 avo. [Taisaka, Betsileo] [1.78] 6 avo, ambony: Mandrembo abo be ny raplany ka nikeoke anaty rahona ane (Misidina avo loatra ny fiaramanidina ka misitrika any anaty rahona any). [Tanala] [1.78] 7 ambony: An'abo añe ty trano ty ondaty ampatrañe añe. [Tandroy] [1.78] 8 teny fahita indrindra amin' ny fitenim-paritra mitovy hevitra amin' ny hoe avo, ambony, tsy takatra: Abo toerana loatra io boky io ka makà tohatra. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 High and round; great, tall. See avo, and ambo..
[Provincial]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 Mot venant des provinces : peu usité en hova, et employé dans le sens de Avo, haut.
[1.3] 11 haut.. [Tankarana] [1.19] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 25 ambo, avo |
| Kamban-teny rehetra | 26 Fikambanana 17 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 27 abo |
| Sokajin-teny | 28 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
29 aely.
[Bara]
[1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 30 abo |
| Sokajin-teny | 31 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
32 ambony noho ny aotra.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
33 plus.
[1.13] |
| Voambolana | 34 Matematika: rafitrisa |
| Mpanahaka | 35 tendroabo |
| Fivaditsoratra | 36 abo, 37 bao |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|