|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fanambarana
Fototeny  2 ambara
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Filazana zavatra mbola niafina hatramin' izay: Fanambarana ny tetika nataon' ireo olon-dratsy.
5 Filazana vaovao lehibe ampahibemaso: Nanao fanambarana tao amin' ny fampielezam-peo ny Filohan' ny Nosy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 revelation, disclosure. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 révélation, action de manifester. [1.8]
Kamban-teny rehetra  8  Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)9  fanambarana
Fototeny  10 tambatra
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12 Fanakambanana, fampiraisana, fanatontaliana, fampitohizana: Ataovy ny fanambarana ireto isa ireto. [1.1]

Teny iditra (3/3)13  Fanambaràna
Sokajin-teny  14  anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy  15 Revelation: one of the books of the Bible. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  16 Apocalypse: un des livres de la Bible. [2.996]
Voambolana  17  Soratra Masina
Tovy hevitra  18 apokalypsy, apokalypsy, apokalypsy

Fivaditsoratra  19 fanambarana, Fanambaràna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10