Entrée fambara (ambara)
Partie du discours nom
Explications en malgache Zavatra miseho mialoha ka entina mamantatra izay ho avy aoriana: Alohan' ny hipoahan' ny afotroa, hono, dia misy fambara
Filazana mialoha na ho soa na ho ratsy: Misy milaza fa ny sakanan-goaika dia fambara tsara [1.1]
Explications en anglais A portent [1.2, 1.7]
 An omen [1.2]
 A sign [1.7]
Explications en français Présage, signe précurseur [1.3]
 Présage, ordinairement mauvais [1.8]
Exemples 
1Fambara angamba iny ranomasoko iny. [2.472]
2Sao dia fambara ratsy izany, Rabery? [2.499]
Mots composés 
Proverbes 

Mis à jour le 2023/01/06