|
|
|
|

Teny iditra1  mpanambara
Fototeny  2 ambara
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 izay milaza amin'ny fomba ôfisialy. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 révélateur. [1.3#26]
6 déclarant. [1.13]
Ohatra  7  aoka hitsangana ankehitriny ireo mpamantatra ny lanitra sy mpandinika ny kintana ireo hamonjy anao, dia ireo mpanambara isaky ny tsinam-bolana izay zavatra ho tonga aminao. [2.996#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12