Entrée (1/3) | 1 ambany |
Partie du discours | 2 adverbe [Liste complète] |
Explications en malgache |
3 Iva toerana: Ambany kokoa ny tany amoron-tsiraka noho ny ampovoan-tany Tsy mihaja, mahamenatra, mahafabaraka: Ambany saina. / Manana toetra ambany io zazalahy io Amin'ny toerana akaikin'ny tany na iva: Mipetraha ianao eo ambany fa ny minao aoka ho eo ambony. Enti-milaza toerana tsindrian'ny...: Misy vola ao ambany ondana ao Toerana tataovan'ny: Miery ao ambany latabatra ny saka Latsaka noho: Ambaniko izy tamin'ny fanadinana [1.1] |
Explications en anglais |
4 under [1.7] |
Explications en français |
5 en bas, au dessous [1.8] |
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 20 55 combinaisons de ambany |
Antonymes | 21 ambony |
Entrée (2/3) | 22 ambany |
Partie du discours | 23 préposition [Liste complète] |
Explications en anglais |
24 down [1.2, 1.7] 25 [root vany.] Under, beneath, below [1.2] |
Explications en français |
26 sous, bas [1.8] |
Tous les mots composés |
|
Vocabulaire | 28 Espace |
Entrée (3/3) | 29 ambany |
Partie du discours | 30 nom |
Explications en malgache |
31 andrefana [Sihanaka]
[1.78] |
Explications en anglais |
32 The west [Provincial]
[1.2] |
Vocabulaire | 33 Espace |
Anagrammes | 34 ambany, 35 ambina |
Mis à jour le 2025/09/20 |
![]() |