|
|
|
|

Teny iditra1  ambanina
Fototeny  2 ambany
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ivaivaina, heverina ho tsinontsinona: Tsy misy olona azo ambanina na iza na iza. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 (To act so as) to be lightly thought of, or to be lightly spoken of; to be put down, as a palanquin; or carried lower, as of a heavy burden.. [1.2]
6 to be lightly spoken of; to be put down. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on abaisse, qu'on déprécie. [1.8]
Ohatra  8  raha gila maso na jamba ilay olona dia haratsina sy ambanina amin' ny kilemany izany izy. [1.519#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  13 ambanina, 14 ambinana, 15 anambany, 16 animbana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12