|
|
|
|

Teny iditra (1/9)1  alo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Manana hevitra iraisana hoe: mpanelanelana na fitaovana enti-manao zavatra tsy mivantana; olona asaina manelanelana amin' ny antokon' olona roa tonta.
4 Fatorana enti-manasaraka ny kofehy alohan' ny hanenomana.
5 Fandoarana ny vary na ny laoka na ny rony avy ao ambilany ho ao anaty lovia.
6 Fanatsobohana ny vary antsotro ao anaty lovia misy ny ro. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 a tie used in separating the yarn into hanks previous to its being woven. Aloalo also used. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 Intermédiaire, messager.
9 Les liens qui servent à séparer les fils avant le tissage.
10 Action de transvaser le riz, la sauce, les mets de la marmite dans les assiettes.
11 Action de plonger dans la sauce le riz qu’on a dans sa cuillère. [1.3#23]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  24 alofisaka

Teny iditra (2/9)25  alo
Sokajin-teny  26  anarana
Fanazavàna teny malagasy  27 famangian-dralehilahy na fofombadiny, famangian-dralehilahy mampirafy ny iray amin'ny vadiny. [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (3/9)28  alo
Sokajin-teny  29  anarana
Fanazavàna teny malagasy  30 tevana, fampana. [1.1]
31 lohasaha kely ambony toerana. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  32 précipice.. [Tankarana] [1.19]
33 talweg d'altitude. [1.13]
Voambolana  34  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  35 lohalo

Teny iditra (4/9)36  alo
Sokajin-teny  37  anarana
Fanazavàna teny malagasy  38 tadin-drano, onja. [Betsileo] [1.78]
Kamban-teny rehetra  39 zanakalo

Teny iditra (5/9)40  alo
Sokajin-teny  41  anarana
Fanazavàna teny malagasy  42 Teny ilazana karazan' aretin-jaza vitsivitsy: alobotra, alofisaka, alomanehaka. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  43 Nom d’une maladie d’enfants. [1.3#23]
Voambolana  44  Fahasalamana
Kamban-teny rehetra  45  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (6/9)46  alo
Sokajin-teny  47  anarana
Fanazavàna teny malagasy  48 fanoto. [Betsimisaraka, Sihanaka, Tambahoaka, Taimoro] [1.78]
49 Fanoto hazo. [Taimoro] [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  50 In the provinces it means a pestle.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  51 pilon. [1.78]
Voambolana  52  Fitaovam-piasana

Teny iditra (7/9)53  alo
Sokajin-teny  54  anarana
Fanazavàna teny frantsay  55 Jalousie, opposition --> farahy, rahamba, tafike, toha, tohetse. [Vezo] [1.68]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :

Teny iditra (8/9)60  alo
Sokajin-teny  61  anarana
Fanazavàna teny malagasy  62 fifanandroana. [Bara] [1.78]

Teny iditra (9/9)63  alo
Sokajin-teny  64  anarana
Fanazavàna teny malagasy  65 Karazana gidro misy volony mivolom-bolafotsy. [1.1]
Voambolana  66  Haibiby: mampinono
Mpanahaka  67  aiay, 68  amboanala, 69  antima, 70  endrina, 71  gidro, 72  maky, 73  sifaka, 74  varika

Fivaditsoratra  75 alo, 76 lao, 77 loa, 78 ola

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09