Entrée | 1 Alatsara |
Mots élémentaires | 2 ala, 3 tsara |
Partie du discours | 4 nom propre (toponyme) [Liste complète] |
Exemples |
5 Tamin'ny voalohany dia lasan'Andrianonibe I i Alatsara.
[2.508]
6 Nanafika tany Midongy andrefana sy tany Alatsara avaratr'Ambohimahasoa izy. [2.508] 7 Nanafika nianatsimo koa izy ka nahazo an'i Vohitsafy, izay novany anarana hoe Alatsara. [2.508] 8 Kanjo taty aoriana dia resin' Andriambelonandro indray izy ka lasan'i Vohibato ihany Alatsara, mbamin'i Avomalaza, Ambohitravo andrefana, Angavo, Fihaika ary Alasora ary efa niomana haka an'Anosa koa indray. [2.508] |
Mis à jour le 2024/12/10 |
![]() |