|
|
|
|

Entrée1  ala olana
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  ala, olana
Explications en malgache  4  [1.1] famahana tady mifadiditra
fanamboarana toe-draharaha sarotra na manahirana
Explications en anglais  5  [1.2]
Exemples  6  [2.472#] Ramasy no nahita ny alaolana.
7  [4.27#] Ny fahasarotan' ny zava-misy dia tsy ahafahana mandroso alaolana tsotsotra na koa vahaolana tefy maika.
Synonymes  8  ala rohana

Mis à jour le 2025/07/29