| Entrée | 1 akoran-javatra |
| Mots élémentaires | 2 akora, 3 zavatra |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 Anarana omena ireo harena sy vokatry ny tany, toy ny metaly tsy voaempo, ny landihazo..., tsy mbola voahodina ho zavatra azo ampiasaina [1.1] 6 akora ahodina ho tonga zava-hita [1.13] |
| Explications en français |
7 matières premières [1.13] |
| Vocabulaire | 8 Economie: (en général) |
| Synonymes | 9 akoram-bokatra, akoran-draha |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|