|
|
|
|

Teny iditra1  akanga tsy roa volo
Singan-teny  2 akanga, 3 tsy, 4 roa, 5 volo
Sokajin-teny  6  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7 teny nentin' Andrianampoinimerina hilazana ny tany sy ny firenena anjakan' ny fandriam-pahalemana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 An assemblage of people who are subject to the same sovereign; lit. "birds of a feather." [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 Peuple, société où règne l'entente parfaite [1.3]
10 Pintades qui n'ont qu'une couleur. Se disait d'un peuple ou d'une société où règne l'entente parfaite. [2.415]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12