|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 aiky |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza tsy fandavana na fanarahana izay lazaina amin' ny tena; fanoavana na fankatoavana didin' ny lehibe; fiaikena na fibabohana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 Root only used in compounds, as lany aiky; eky is also used. [Mal. aka, mengaku.].
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 Comme eky.
[1.3#10] |
| Sampanteny |
|
| Tsipelina hafa | 23 eky |
| Kamban-teny rehetra | 24 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|