|
|
|
|

Teny iditra1  mpanaiky
Fototeny  2 aiky
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4 Comme mpaneky. [1.3#10]
Ohatra  5  nahazo azy ho mpanaiky ka hararaotina; [2.245#]
6  mpanaiky ny tenin' mbadiny Rainitoandro ka namihin-tena avy hatrany tsy hiroso lalina amin' ny fanahiana hafahafa. [2.470#]

Fivaditsoratra  7 manipaky, 8 manipika, 9 mipañika, 10 mpanaiky, 11 mpianika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12