|
|
|
|

Teny iditra1  mampiaiky
Fototeny  2 aiky
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  4 Comme mampieky. [1.3#10]
Ohatra  5  miraraka ompana, hain-teny tsara rindra ary tsilalaon-teny mampiaiky volana. [2.436#]
6  Lahiantitra mbola feno hery izy fa ny mampiaiky ahy aminy dia ny fahaizany maminany ny ho toetr' andro amin' ny fijerena ny lanitra. [2.471#]
Kamban-teny rehetra  7 mampiaiky volana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09