|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 aika |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Toetran' ny zavatra tsara tery, mifanety tsara.
4 Fiantsoana olona maro ho vory; antso: Nanao aika avo ny mpiadidy ho ren' ny vahoaka. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a compact assembly, congress, or army, gathering together for the war..
6 compact, close. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 l'état de ce qui est serré, compact; appel, convocation.
[1.3#9] |
| Sampanteny |
|
| Tsipelina hafa | 27 eka |
| Teny iditra (2/3) | 28 aika |
| Sokajin-teny | 29 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
30 eny.
[Tambahoaka, Bezanozano]
[1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 31 aika |
| Sokajin-teny | 32 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
33 Anaran-javamaniry fanao loko (Indigofera tinctoria).
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
34 a species of indigo plant largely used in dyeing. Indigofera sp..
[1.2] 35 indigo. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
36 indigo.
[1.8] 37 Nom générique des Indigotiers et autres Légumineuses employées en teinturerie, notamment : Indigofera tinctoria L., Indigofera anil L., Indigofera erecta Eckl. & Zeyh. , et Indigofera suffruticosa Mill. ainsi que Crotalaria striata A. Braun (Fabaceae).. [Merina] 38 (dial. ?) Sida rhombifolia L. (Malvaceae) ; graines croquées pour consolider les gencives (Decary).. [1.196] |
| Ohatra |
39 Miroborobo faniry itony aika ary lava teraka ihany ity rojo [2.131] |
| Voambolana | 40 Haizavamaniry |
| Kamban-teny rehetra | 41 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 42 aika, 43 akay |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|