|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manaika
Radical  2  aika
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Manery, manao izay hampikitroka: Iza no nanaika ireto tofo tanimanga ireto
Miantso (olona maro) ho vory: Ny mahaloza azy dia aisy basivava nanaika fokonolona (Emilson D. Andriamalala)
Miantso, maka: Raha bainga no hanehana mpamadika, dia izahay no fiantso (Kabary am-panambadiana) [1.1]
Explications en anglais  5  to collect others, to cause to assemble, to cause to come together in close proximity. [1.2]
Exemples  6  manaika ireo namany hitaom-pary an-tsarety Rainitoandro ka manampinampy azy amin' izany I Katy sy I Lidy zanany [2.470#]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Tous les mots composés 

Entrée (2/2)12  manaika
Radical  13  haika
Partie du discours  14  verbe actif
Explications en malgache  15  [1.1]
16  [mañaika] mihantsy [Bezanozano] [1.78]
Explications en anglais  17  same as mihaika [Provincial] [1.2]

Anagrammes  18 kiamana, 19 makiana, 20 manaika, 21 maniaka, 22 miakana, 23 mianaka, 24 Namakia

Mis à jour le 2025/09/12