|
|
|
|

Entrée (1/3)1  adidy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Zavatra tsy maintsy atao takin' ny raharaha iandraiketana, ny toerana misy ny tena na ny fifandraisana amin' ny hafa: Adidin' ny mpitondra ny mifehy tsara ny firenena sy manao izay hampanan-karena ny tany./ Tsarovy fa adidinao manankanaovana ny manampy ireo fadiranovana
henatra, andraikitra
Tsiny, soketa: Manana adidy ianao raha manao izany
Zavatra ekena hatao mba ho fanasoavana ny hafa: Ny adidy tsy an' olon-dratsy. [1.1]
4  zavatra tokony hotanterahina ka ananan-tsiny ny tsy fahavitana azy [1.13]
Explications en anglais  5  responsibility; blame, censure [1.2, 1.7]
6  something for which one is held responsible. See andraikitra [1.2]
Explications en français  7  devoir [1.3, 1.8, 1.13, 1.5]
8  responsabilité [1.3, 1.8, 1.5]
9  blâme, censure [1.3, 1.8]
Exemples  10  adidinao ny mifehy tsara ny fianakavianao (Votre devoir est de bien gouverner votre famille) [1.3]
11  adidinao ny ahatongavan' ireo mpiasa ireo (Vous êtes responsable de l'arrivée de ces ouvriers) [1.3]
12  Avy eo ny filazana vaovao sy ny adidy samihafa. [2.470]
Morphologie 
13  Simple :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Tous les mots composés  29  11 combinaisons de adidy
Vocabulaire  30  Philosophie
Synonymes  31  fondro, soketa, tsiny
Proverbes  32  Proverbes contenant le mot adidy

Entrée (2/3)33  adidy
Radical  34  didy
Partie du discours  35  verbe passif
Explications en malgache  36  Entina mandidy, ampiasaina handidiana: Aza dia ny vohon'antsy re no adidy itỳ voasary e! [1.1]
Explications en anglais  37  used of that with which anything is cut [1.2#114]
Explications en français  38  avec quoi on coupe, on découpe: Io antsy io no adidinao ny vorontsiloza (C'est avec ce couteau que vous devez découper le dindon) [1.3]
Morphologie 
39  Présent :
40  Passé :
41  Futur :
42  Impératif :
Proverbes  43  Proverbes contenant le mot adidy

Entrée (3/3)44  adidy
Partie du discours  45  nom
Explications en malgache  46  fanambarana fa tanin'olona, kalo [Taisaka] [1.78]

Anagrammes  47 adidy, 48 Idida

Mis à jour le 2025/09/19