|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manadidy |
| Fototeny | 2 adidy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manome tsiny, maniny: Tsy afaka hanadidy ahy ianao satria tsy nahalala velively izany aho.
[1.1] [mañadidy] 5 manome tsiny. [Sihanaka] [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 To blame, to censure, to criminate, to attach the blame arising from responsibility. In the provinces ady is used for adidy..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 Blâmer, censurer: Aza manadidy olona foana (Ne blâmez pas les gens sans motif).
[1.3] |
| Ohatra |
8 ary nony manasa an-dRakotofotsy aho, manadidy Rakotomainty.
[2.69#]
9 Fetsy ny olombelona ka manadidy ny tononandro sy ny razana kanefa izy indrindra no tena tompon'antoka. [2.639#] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 14 manadidy kabary |
| Teny iditra (2/2) | 15 mañadidy |
| Sokajin-teny | 16 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
17 misakana, mandrara.
[Taisaka]
[1.78] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 22 dadimina, 23 mañadidy, manadidy, 24 mandidia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10 |
|