| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 abony | 
| Sokajin-teny | 2 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
3 fandrisihana na fandroboana olona hanao zavatra tian' ny tena hataony famokisana hanao zavatra na tsara na ratsy, fa indrindra ny zavatra ratsy fitaka atao olona an-kafetsena [1.1]  | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
4 Fourberie, cajolerie [1.3] | 
| Haiendriteny | 
  | 
| Sampanteny | 
  | 
| Tsipelina hafa | 18abosy, ambosy | 
| Tovy hevitra | 19bony | 
| Mpanahaka | 20 angoly, 21 antohimbato, 22 bontsina, 23 doka, 24 fahandalitra, 25 fandriamalemylafika, 26 fangopangoka, 27 foomena, 28 kobakaambava, 29 langomalemy, 30 lokangahisatra, 31 pasopasoka, 32 risika, 33 robo, 34 roboka, 35 rononoantavy, 36 safosafo, 37 safosiaka, 38 safovody, 39 sarory, 40 saroro, 41 sodika, 42 solia, 43 sombe, 44 sombia, 45 tambitamby, 46 taona, 47 tenymalefaka, 48 tohotsofina, 49 tsetsaka, 50 vatomafanaatolotra, 51 vohony, 52 volanahatenda, 53 volanamahadradraka | 
| Fivaditsoratra | 54 abony, 55 boina, Boina, 56 bonia | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 | 
 |