|
|
|
|

Teny iditra1  kobaka am-bava
Singan-teny  2 kobaka, 3 vava
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  5 paroles flatteuses, adulation [1.3]
Ohatra  6  Ary ny kabary sasany, dia zary kobaka am-bava na rendrarendra foana. [2.298]
7  Eny e, ny vola aman-karena tokoa no mahaolona, ary tsy lainga na kobaka am-bava fotsiny fa tena vonona ny hampiadana azy rehetra tokoa Ravokatra. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11