|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  vona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Tonon-kofehy na tady, afatotra amin' ny tenany: Asio vona ny zoro mosaranao mba hahatsiarovanao ny hafatra.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a knot, a bow. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 noeud. [1.3, 1.8, 1.13]
6 boucle. [1.13]
7 noeud, à une corde, à un mouchoir, etc.. [1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  19  Fikambanana 15 amin' io teny io

Teny iditra (2/5)20  vona
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny malagasy  22 tarimo na atoditariana. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  23 ganglion. [1.13]
Voambolana  24  Haiaina

Teny iditra (3/5)25  vona
Sokajin-teny  26  anarana
Fanazavàna teny frantsay  27 nom d'un charme censé protéger l'amour ou l'amitié entre deux personnes (équivalent de Odi-fitia). [1.196]
Voambolana  28  Finoana

Teny iditra (4/5)29  vona
Sokajin-teny  30  anarana
Fanazavàna teny frantsay  31 Participe actif d'une drogue ; pigment d'une plante tinctoriale. Ce qui constitue le principe, l'essence, au sens abstrait, comme au sens concret.. [1.196]
Voambolana  32  Haizavamaniry

Teny iditra (5/5)33  vona
Sokajin-teny  34  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [voña] 35 anaran-kazo mamoa. [Tambahoaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  36 Antidesma petiolare Tul. (Phyllanthaceae). Nom relevé par Leandri et Faublée.. [1.196]
Voambolana  37  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  38 vano, 39 vona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09