|
|
|
|

Entrée1  mpamerin-drà
Mots élémentaires  2  mpamerina, 3  ra
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  [mpamerindra] Anarana omena ny lalandra izay mamerina ny ra avy namelona ny tena rehetra ho any amin' ny fo; raha mpamerin-dra no tapaka, dia ra mena mainty no mivoaka ary manorika ny ra (antsoina koa amin' ny anarany frantsay nogasina hoe vena) [1.1]
Tous les mots composés 
Vocabulaire  10  Biologie
Analogues  11  mpanelira

Mis à jour le 2025/09/12