| Entrée (1/2) | 1 vena |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Rona, fihilanana, firaikana [1.1] |
| Dérivés |
|
| Entrée (2/2) | 10 vena |
| Partie du discours | 11 nom |
| Explications en malgache |
12 Lalandra mitondra ny ra miverina ho ao amin' ny fo rehefa avy ni-tondra sakafo ho an' ny tena rehetra; mangamanga kosa noho izany ny ra ao aminy [1.1] |
| Vocabulaire | 13 Biologie |
| Synonymes | 14 lalan-dra, mpamerin-dra |
| Anagrammes | 15 nave, 16 vena |
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|