|
|
|
|

Entrée1  mpanelirà
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Anarana omena ny lalandra izay manely ny ra avy any amin' ny fo eran' ny tena manontolo, antsoina koa amin' ny anarany frantsay nogasina hoe aritera; raha mpanelira no tapaka, dia ra mena midorehitra no mivoaka ary mifantsitsitra mitsitapitapy ny fandehany
Mots élémentaires  4  mpanely, ra
Analogues  5  mpamerindra

Mis à jour le 2025/06/05