|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  Mandiavato
Singan-teny  2 mandia, 3 vato
Sokajin-teny  4  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Ohatra  5  Nisy ankizy mpianatra avy any mandiavato nanofa trano tao akaikin' Antanisoa, tao Antanambao. [2.356#]
Fangi-bolantany  -19.0833333+47.0166667
Voambolana  6  Haitoetany: tanàna

Teny iditra (2/3)7  Mandiavato
Singan-teny  8 mandia, 9 vato
Sokajin-teny  10  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  11 Mandiavato. [3.1]
Voambolana  12  Haisoratra: mpanoratra

Teny iditra (3/3)13  Mandiavato
Singan-teny  14 mandia, 15 vato
Sokajin-teny  16  anaram-poko
Fanazavàna teny frantsay  17 caste de Hova peuplant le territoire d’Avaradrano-Nord-Est et qui eut leur chef-lieu à Ambohidrabiby. [1.11#229]
Ohatra  18  mandiavato, Ambohitrabiby no renivohiny. [2.528#]
19  i mandiavato no mivoha varavarana hidirany. [2.588#]
Voambolana  20  Tantara: firenena

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/08