|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/6) | 1 manan-jara |
| Singan-teny | 2 manana, 3 zara |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 manana tombon-tsoa manokana tsy ananan' ny hafa, mahazo soa, sambatra, ambinina, tsara vintana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 happy, lucky, fortunate.
[1.2] 7 fortunate. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 qui a du bonheur.
[1.3#868] 9 qui a de la chance. [1.3#868, 1.8] |
| Ohatra |
10 mananjara izay nahazo fitaizana toy izany.
[2.356#]
11 amin' ny mahery dia mananjara ratsy ho safotra, ho tototra. [2.285#] |
| Teny iditra (2/6) | 12 mananjara |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 karazam-bakana.
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 Mananjara, « qui porte chance », est une très jolie perle ronde régulière à émail brillant. L'une, à fond noir, est décorée d'une bande en spirale enroulée tout autour, blanche et bleue ; l'autre, à fond bleu pâle, est décorée d'une spirale bleu outremer. La couleur bleue et le décor à spirale désignent la mananjara qui, d'après la croyance actuelle, fait réussir dans les entreprises et ramène la chance perdue. Ni Renel ni Pagès ne l'ont citée. Mais au mot mananjara, le dictionnaire donne « plante médicinale ». Une fois de plus, la perle et le végétal sont confondus sous une même appellation..
[2.570#77] |
| Renianarana |
|
| Teny nalaina | 127 Soratra misy io teny io |
| Teny iditra (3/6) | 128 mananjara |
| Sokajin-teny | 129 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
130 la pièce double qui se trouve aux épaules des habits coupés en forme de blouse ou de chemise.
[1.3] |
| Voambolana | 131 Toe-karena: zaitra |
| Teny iditra (4/6) | 132 mananjara |
| Sokajin-teny | 133 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
134 (de manana : avoir, posséder, et zara : le sort imparti à quelqu'un, le destin). Dombeya ambongensis Arènes (Malvaceae) réf. Réserves Naturelles 5408. Arbre employé par le mpisikidy, spécialiste de la divination par les graines. Sur cette pratique du Sikidy voir la nouvelle traduction française des Tantara, 1974, Tome 1er, p. 165-170..
[Sakalava]
[1.196] |
| Voambolana | 135 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (5/6) | 136 mananjara |
| Sokajin-teny | 137 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
138 Karazan-javamaniry fanao fanafody.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
139 plante médicinale.
[1.3] 140 Arbre indéterminé. On tirait de ses graines une huile réputée sacrée. C'était avec cette huile, consacrée au cours d'une cérémonie spéciale que chaque mpitahiry, gardien d'une idole royale ou sampy, oignait celle-ci au moment où l'armée allait partir pour la guerre. Les sampy marchaient toujours en tête de l'armée. C'étaient les symboles de la puissance du royaume. Sur les sampy, consulter le Tantaran'ny Andriana, traduction française (1974), Tome 1er, p. 330-422. Le bois dur de cet arbre servait à faire des cannes. Les feuilles étaient réputées vulnéraires (Grandidier). On en faisait aussi une infusion censée guérir les points de côté. Malzac signale sous le même nom une « plante médicinale ».. [Merina] [1.196] |
| Voambolana | 141 Haizavamaniry 142 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
| Teny iditra (6/6) | 143 Mananjara |
| Singan-teny | 144 manana, 145 zara |
| Sokajin-teny | 146 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Ohatra |
147 Tamin' ny 1823, nanafika an' i mananjara Radama;
[1.437#]
148 Ary ny Vorimo dia hatreo Mangoro ka hatrany mananjara. [1.436#] |
| Fangi-bolantany | -12.3666667+49.2333333|-18.75+47.3166667|-19.6333333+46.7666667|-20.2333333+46.95 |
| Voambolana | 149 Haitoetany: tanàna |
| Fivaditsoratra | 150 Mananjara, manan-jara, mananjara |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|