|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vakana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazan-javatra boribory kely mahafinaritra, izay tohizina hatao haingo ka iambozonana na ahodidina ny lanton-tanana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a bead.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 perles; grains de collier, de bracelet.
[1.3] 6 perle, grain de collier, etc. [1.8] 7 (toute l'île). Perles, grains de colliers ou de chapelets. Par extension, les graines rouges, rouges et noires, ou blanches, etc. employées à faire des colliers à bon marché. Pour les distinguer des perles importées, on les appelle vaka-maivana (de maivana : léger à bon marché). Ce sont souvent celles de Coix lacryma-jobi, Voir vakamaniry, d' Abrus precatorius L. Voir masonamboatora ; d' Adenanthera pavonina, etc.. [1.196] |
| Ohatra |
8 dia misampy amy ny Mpanjaka ny vakana mitoetra amy ny
[2.48]
9 Ny hazo, ny taolana, ny voamboana, ny andramena, ny tandrok’omby, ny akorandriaka, ny voanio… dia samy akora azo anamboarana vakana avokoa. [4.49] 10 Ireny no vohasana amin' ny akorany isan-kariva, tohizina amin' ny tsiraka tangon-drofia, dia iny sahala amin' ny vakana henjana iny no ampirehetina atao jiro. [2.472] 11 Izao no karazam-bakana nentiny: ny voahangy, ny sarihangy, ny kelisahilonaka, ny tsiambohitra, ny sangotsy, ny jijikely, ny maizinkotro, ny tsilaiby, ny vodilanitra, ny atodiosy, ny moraporitra, ny poabarahina, ny voavola, ny mahajizy, ny voahanginandriana, ny voahangindrano. [2.436] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 23 Zavakanto |
| Kamban-teny rehetra | 136 Fikambanana 19 amin' io teny io |
| Ohabolana | 137 Ohabolana misy io teny io |
| Teny nalaina | 138 Soratra misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 139 anvaka, 140 vakana, 141 vanaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|