|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/7) | 1 manana |
| Fototeny | 2 anana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza fa tompon' ny zavatra iray: Manana satrobory Isambilo ~ Manam-panahy Rasoa.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to have, to possess.
[1.2, 1.7] 6 to own. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 avoir, posséder.
[1.3, 1.8] 8 posséder un capital. [1.196] |
| Ohatra |
9 manana vola be izy (Il possède beaucoup d'argent)
[1.3]
10 manan-tsaina (Il a de l'intelligence) [1.3] 11 fa manana|mana tapaka tokoa aho ary manana|mana-namanana|mana, fa manome toky ahy hampanjaka ahy hianareo. [2.48] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 16 Fikambanana 97 amin' io teny io |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/7) | 18 manàna |
| Fototeny | 19 anana |
| Sokajin-teny | 20 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manana [Fitanisana] |
| Teny iditra (3/7) | 21 manana |
| Fototeny | 22 hana |
| Sokajin-teny | 23 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
24 Maka na misambo-bola misy zanany.
[1.1] |
| Kamban-teny rehetra | 25 manambe |
| Teny iditra (4/7) | 26 manana |
| Fototeny | 27 nana |
| Sokajin-teny | 28 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny frantsay |
29 jaillir, s'épencher, se répandre.
[Betsileo]
[1.196] |
| Teny iditra (5/7) | 30 mañaña |
| Sokajin-teny | 31 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
32 diso fanantenana.
[Taisaka]
[1.78] |
| Teny iditra (6/7) | 33 mañana |
| Sokajin-teny | 34 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
35 gaga.
[Bezanozano, Tambahoaka, Sihanaka]
[1.78] 36 hagagana. [Bezanozano] [1.78] |
| Teny iditra (7/7) | 37 Manana |
| Sokajin-teny | 38 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
39 petit fleuve de la sous-préfecture de Manakara.
[1.11] |
| Voambolana | 40 Haitoetany: renirano, farihy |
| Fivaditsoratra | 41 manana, mañana, Manana, manàna, mañaña, 42 namana, Namàna |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10 |
|