|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  manambolo
Fototeny  2 ambolo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamantatra zavatra iray amin' ny fofona, maka fofona: Mahay manambolo sokina ve io alikanao io?. [1.1#586]
Fanazavàna teny frantsay  5 flairer, sentir une odeur, lever la piste. [1.3#29]
Ohatra  6  ny fiteny heno matetika koa dia manambolo. [2.313#15]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  11 manimbolo
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)13  Manambolo
Singan-teny  14 manana, 15 volo
Sokajin-teny  16  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fangi-bolantany  -18.3833333+49.2666667|-21.8833333+46.85|-18.7833333+49.1166667|-19.4+48.9166667|-15.2833333+49.7
Voambolana  17  Haitoetany: tanàna

Teny iditra (3/3)18  Manambolo
Sokajin-teny  19  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  20 Ony. 240 km.. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  21 Fleuve du versant ouest, formé par la confluence de l'Ampasindava et de la Kotay au sud du mont Betavo (1.432 m.), traverse les sous-préfectures de Tsiroanomandidy, d'Ankavandra et d'Antsalova, et se jette dans la mer par un delta dans le canal de Mozambique. Il reçoit sur sa rive droite la Tsiahiraka, la Sahagoma, la Besaly, la Bepoaka, la Bebao, la Manambolomaty, la Berano, la Menonja et l'Antarihy, sur sa rive gauche l'Andriakely, la Bemandry, la Kiranobe, l'Androtra, l'Andranomavobe, l'Itondry, la Bepiha et la Mahilambo. En traversant le plateau du Bemaraha, il forme de pittoresques gorges.. [1.11]
Ohatra  22  Menabe no ato atsimo, hatreo Mangoky ka hatreo manambolo. [2.508#115]
Voambolana  23  Haitoetany: renirano, farihy
Sary 

Fivaditsoratra  24 malombona, 25 manambolo, Manambolo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10