|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/6) | 1 in~ |
| Sokajin-teny | 2 tovona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tovona fanao eo alohan' ny teny milaza isa ka entina milaza ny isan' ny fiverimberenan' asa nanaovanjavatra: Imbalo, inefatra, injato
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a prefix found before numerals making them repetitive: Inefatra (four times) ~ Indimy (five times)
[1.2] 5 prefix used with numerals to form adverbs, as: Folo, Impolo (Ten, Ten times) [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 (miova ho ig-, il-, im-, ir- arakaraka ny renisoratra iandohan'ny teny tovonana azy). Tovona milaza: 1) fidirana, fitsofohana; 2) fandeha mankany, fipetraka eo ambony; 3) fanoherana; 4) fandavanana; 5) tsy fisiana
[1.66] 7 préfixe, se place devant les adjectifs numéraux et indique combien de fois: Intelo (Trois fois) ~ Injato (Cent fois) ~ Impolo (Dix fois) [1.3] 8 préfixe qui se met devant les numéros pour former des adverbes; ex. : Folo, Impolo (Dix, Dix fois) [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 10 imbalo, 11 impito, 12 impolo, 13 inarivo, 14 indimy, 15 indray, 16 indraikaambynyfolo, 17 indroa, 18 indroapolo, 19 inefatra, 20 inenina, 21 injatoinarivo, 22 injato, 23 intelo, 24 intsivy |
| Teny iditra (2/6) | 25 ~in~ |
| Sokajin-teny | 26 tsofoka [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
27 infixe qui entre dans la composition de racines secondaires ou sert à former des participes passifs: hinana (hana), finaritra (faritra), finidy (fidy)
[1.12] |
| Teny iditra (3/6) | 28 in
![]() |
| Sokajin-teny | 29 mpampiankin-teny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
30 ao anatiny; ao aminy; ao an-trano; raha afaka fotoana toy izao
[1.17] |
| Teny iditra (4/6) | 31 in
![]() |
| Sokajin-teny | 32 mpamaritra |
| Fanazavàna teny frantsay |
33 manara-damaody
[1.66] |
| Teny iditra (5/6) | 34 in
![]() |
| Sokajin-teny | 35 mpampiankin-teny [Fitanisana] |
| Teny iditra (6/6) | 36 In
![]() |
| Sokajin-teny | 37 anarana (eva) |
| Fanazavàna teny malagasy |
38 Singa mivaingana, faha-49 amin'ny fisokajiana miherina.
[3.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
39 Indium.
[3.1] |
| Voambolana | 40 Simia |
| Tsanganana sy sary iray takila |
41 Fisokajiana miherina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|