|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  indroa
Fototeny  2 roa
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milazafiverenan-javatra fanindroany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 twice [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 deux fois [1.8]
Ohatra  7  Tsy nihinana intelo intsony izahay, fa indroa isan'andro [2.472]
8  Nandrasana indroa alina sy indroa andro tao am-bohitra ny razana [2.470]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Tambinteny :
Kamban-teny rehetra  22  Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)24  indroa
Sokajin-teny  25  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  26 [Bara] ity [1.78]
Tsanganana sy sary iray takila  27  label='pns' run='pronouns?w=indroa' />

Fivaditsoratra  28 andory, 29 andrio, 30 Androy, androy, 31 aondry, 32 darony, 33 dorany, 34 dorina, indroa, 35 radony

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26