|
|
|
|

Entrée (1/4)1  fanahy
Radical  2  hahy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fomba entina manahy na mamelatra zavatra amin' ny toerana talaky andro mba ho maina: Tsy toy izao, retsy, no fanahy vary, ry Ketaka [1.1]

Entrée (2/4)5  fanahy
Radical  6  ahy
Partie du discours  7  nom
Explications en malgache  8  Fomba entina manahy
Zavatra ao amin' ny olombelona entiny manahy ny amin' ny tenany, mampahatsiaro tena azy: Very fanahy mbola velona ohatra ny valala voatango
Zavatra mampiavaka ny olona amin' ny biby: Ny fanahy no olona.
Saina mieritreritra, fahendrena: Ny manam-panahy mody voky fa ny adala manesika ihany.
Ilay zavatra tsy mety maty fitambaran' ny saina sy ny sitra-po ao amin' ny olombelona izay misaraka amin' ny vatana rehefa maty ny olona mba ho any amin' ny fiainana any an-koatra: Hivavaka ho an' ny fanahin' ny maty isika.
Toetra: Manao fanahin-jaza.
Fahasalamana: Nahakepoka ny fandrenesana an-dRakoto maty tampoka: olona tsara fanahy izao izy no niala tao an-trano. [1.1]
Explications en anglais  9  the mind, the seat of thought, anxiety, or care; care for, thoughtful concern; tact, disposition, character, intelligence, knowledge; the soul, the immortal part of man. See nahy. [1.2]
10  the spirit, the soul; an attitude or temperament [1.7]
Explications en français  11  esprit, âme; attitude ou tempérament [1.8]
Exemples  12  Toetra no lazaina hoe fanahy eto. [1.316#]
13  Fa misy fanahy handalana, Re lahy! [2.69#]
14  Fanandratana ny fanahy maha-olona. [1.317#]
Morphologie 
15  Simple :
16  Préfixée :
Tous les mots composés  17  45 combinaisons de fanahy
Vocabulaire  18  Philosophie
Synonymes  19  iniana, nahy, satry
Proverbes  20  Proverbes contenant le mot fanahy
Article  21  Randzavola: fanahy ao amin' ny Baiboly

Entrée (3/4)22  fañahy
Partie du discours  23  nom
Explications en malgache  24  fitaka [Bara] [1.78]
Morphologie 
25  Simple :
26  Préfixée :

Entrée (4/4)27  Fanahy
Partie du discours  28  nom propre (biblique) [Liste complète]
Exemples  29  Velona amin'ny fanahy isika, ka aoka handeha amin'ny fanahy [2.996]
Vocabulaire  30  Ecritures Saintes

Anagrammes  31 fahany, 32 fahina, 33 fañahy, Fanahy, fanahy, 34 fiha~na, fihana, 35 hafina

Mis à jour le 2025/09/20